Fiteny eskimô-aleota: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fianakaviam-piteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny eskimo-aleota''', izay atao hoe '''fiteny eskaleota''' na '''fiteny inoita-aleota''', dia fianakaviam-piteny ao [[GrinladyGrinlandy]], ao amin'ny faritra Arktika kanadiana any [[Alaska]] sy any amin'ny tendrony atsinanan'i [[Rosia]]. Mizara sampana roa io fianakaviam-piteny io, dia ny sampam-piteny eskimô ahitana ireo [[fiteny inoita]] sy ireo [[fiteny iopîka]]; ny sampana faharoa dia ny sampana aleota izay miavaka mazava amin'io voaloany io.