Patmôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nosy grika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-9:
Manerinerina ao amin'io tanàna io ny Monasteran'i Masindahy Joany Teolojiana (grika ankehitriny: Μονή Αγίου Ιωάννου του Θεολόγου / ''Moní Ayíou Ioánnou tou Theológou''), izay naorin'i Masindahy Kristodolosy (grika: Όσιος Χριστόδουλος) tamin'ny taona 1088 noho ny fanampian'ny emperora Aleksiosy I Komnenosy (grika: Ἀλέξιος Αʹ Κομνηνός).
 
Mbola ahitana fanangonana asa soratra misy tamin'ny taonjato faha-5 ny ao amin'io nosy io, ahitana sary hosodoko koa ao. Ny tanànan'i Venitia (any Italia) no nanapaka io nosy io, avy eo ny Torka, avy eo i Italia ary farany ny Grika nanomboka tamin'ny taona 1947.
[[Sary:Jacopo vignali, san giovanni evangelista a patmos.jpg|vignette|231x231px|''I Joany Apostoly ao amin'ny nosy Patmosy'', sary nataon'i Jacopo Vignali tamin'ny taonjato faha-17.]]
 
== Tantara ==
[[Sary:Cave of the Apocalypse (8695845724).jpg|vignette|Ny Zohin'ny Apokalipsy]]
Araka ny lovantsofina krostiana izay mbola iandian'ny mpahay tantara hevitra mandraka androany dia tao amin'ny nosy Patmosy no nanoratan'i [[Joany avy any Patmosy|Joany]] ny [[Bokin'ny Apokalipsy]] na Apokalipsa, tao amin'ny zohy eo ampoto-tendronbohitra, ilay ahitana ny monastera ankehitriny. Maro ankehitriny ny olona mitsidika sy manao fivahiniana masina ao amin'io zohy io izay nanjary lasapely amin'izao fotoana izao.