Tarika matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''tarika matoanteny''' dia tarika foronin'ny [[matoanteny]] sy ny teny na tarikaandianteny mameno azy sady tsy azo foanana. Ireo teny mameno azy ireo dia mety ho [[famenon'ny matoanteny]] na [[tambinteny]] na [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]] na teny amin'ny [[Sokajin-teny|sokajy]] hafa. Ampahatsiahivina fa ny famenon'ny matoanteny dia lazaina hoe "[[fameno zoina]]" raha ampifamalina amin'ny famenon'ny fehezanteny izay atao hoe "[[fameno toe-javatra]]".
 
Ohatra: