Afo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Firehetana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Large bonfire.jpg|vignette|327x327px]]
Ny '''afo''' dia ny hafanana sy [[hazavana]] vokatry ny firehetana haingana sy maharitra sady miteraka lelafo vokatry ny fahamaizan'ny zavatra dorana izay mety ho vainga na ranoka na etona. Raha te hahazo afo dia tokony hisy zavatra azo arehitra (vainga na ranoka na etona) sy hafanana ambony ampy hiteraka firehetana ary [[Ôksizenina|oksizenina]] na etona hafa toy ny klora mba hamelona ny firehetana.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Rano]]
* [[Rivotra]]