Québec: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
k tanàna ao amin'i Quebec
Andalana faha-1:
{{coord|46.812280|-71.214540}}
[[Sary:Flag of Quebec.svg|thumb|270px|ankavanana|[[Saina]] ny Quebec]]
{{infobox tanàna
[[Sary:Coat of arms of Québec.svg|thumb|240px|ankavanana|''[[marika]]'' ny Quebec]]
|anarana = Québec
|velarantany =
|faritany = [[faritanin'i Quebec|Quebec]]
|isam-ponina = 528595
|firenena = {{Kanada}}
|ben'ny tanàna =
|sary =
}}
 
'''Québec''' dia tanàna ao amin'ny faritanin'i [[Quebec]] ao [[Kanada]].
Ny '''Quebec''' (API : /kebɛk/) dia [[faritany]] miteny frantsay any atsinanan'i [[Kanada]]. Ny renivohiny dia [[Québec (tanàna)|Québec]], kanefa [[Montréal]] ny metropole-ny.
 
Voafaritra ny hoalan'i Ungava sy ny detroit-n'ny Hudson ny Quebec any avaratra, voafariry ny hoalan'i Hudson sy ny Ontario any andrefana, ny [[faritany]] mizaka-tenan'i Maine, ny New Hampshire, ny Vermont sy New York, ary voafaritran'ny Nouveau Brunswick, ny Terre-Neuve-et-Labrador sy ny golfe ny Saint-Laurent any atsinanana. Mihampita ny faritan'ny Quebec ny renirano Saint-Laurent.
 
Ny isam-pinina any Quebec tamin'ny taona 2008 dia nisy 7 750 000, misy gropy ara-kolontsaina sy ara-piteny maro any Quebec, misy nation tompontany raika ambin'ny folo izao miaina any Quebec. Ny teny ofisialiny dia fiten frantsay. Tamin'ny 2006, ny proportion ny olona miteny frantsay any izao dia lasa 79.6 isan-jato. Kanefa 81.8 isan-jaton'ny olona hono miteny fa mampiasa ny fiteny frantsay any an-tranony izy. Talohan'izany manan-tanjona mampidina ny mpiteny frantsay ny ''politique d'assimilation linguistique'' ny ''Acte d'union'' natao tamin'ny 1840.
 
== Jeografia ==
Ny isam-ponina dia 528595 mponina tamin'ny taona 2019.<ref name='geocities'>[http://download.geonames.org/export/ Kanada] ao amin'i geonames.org, novangiana ny 18/11/2019 </ref>
 
=== SisintanyToe-tany ===
[[Sary:Map of Quebec-fr.png|thumb|ankavanana|244px|Mapy ny Quebec tamy taona 2001]]
{{...}}
[[Sary:Quebec SPOT 1035.jpg|thumb|ankavanana|199px|Tananan'i Quebec hita taminy satellite Spot]]
[[Sary:Déversoir, Centrale hydro-électrique Robert-Bourassa.jpg|ankavanana|200px|thumb|[[tohodrano]] Robert-Bourassa]]
 
Ao amin'ny jeografiany, voazara [[faritany]] telo ambin'ny folo ny Quebec, ny tondron'izy ireo dia toe-tany, jeolojia, hidirografia, zava-maintso sns. Ny fandinihana ireo endrika ireo dia miankina amin'ny orinasam-panjakana amban'ny andraikitran'ny ministeran'ny fampivoarana mateza, ny ministeran'ny tontolo iainana, ny parkan'i Quebec sy ny ministeran'ny harena an-kibon'ny tany.
 
=== Sisintany ===
 
Manan-danja ny toerana misy an'i Quebec any atsinanan'ny Amerika avaratra. Amin'ny fivelarany, 1 667 441 {{km2}}, Ny fivelarany dia misy in-telo ny frantsa metropolitaine, in-dimy ny [[Alemaina]] sy ny [[Japana]], na in-efapolo ny [[Soisa]].
 
== Jereo koa ==
Maka faribolana ara-pehintany 17 ny Quebec any atsinanana katrany andrefana, ary maka faribolana ara-daharan-jarahasina 22 any avaratra katrany atsimo. Mampiasa fiozao-na ora akiroa ny Quebec, indrindra ny ora atsinanana, ora tsotra na ora naroso, sy ny ora Atlantika, tsotra na naroso (ho an'ny Nosin'i Madelena sy ny faritan'ny reserve-n'ny Listuguj), tsy mihetsika ny ora ora sasany any amin'ny [[faritany]] hafa.
* [[Kanada]]
** [[Quebec]]
 
== Tsiahy ==
Mizara sisin-tany amin'ny [[faritany]] mizaka tena amerikana efatra ny Quebec, toy ny [[faritany]] mizaka-tenan'i [[New York]], ny [[Vermont]], ny [[New Hampshire]] ary ny [[Maine]]. Mizara sisin-tany amin'ny [[faritany]] Kanadianina hafa ihany koa ny Quebec toy ny [[Terre-Neuve-et-Labrador]], ny [[Nouveau-Brunswick]] ny ny [[Ontario]]. Manan-tsisin-tany amin'ny Quebec koa ny Nunavy ny [[Île-du-Prince-Édouard]] sy ny [[Nouvelle-Écosse]].
<references/>
 
{{vangovango|Kanada}}
== Rohy ivelany ==
* [http://www.ville.quebec.qc.ca tananan'i Quebec]
* [http://www.gouv.qc.ca Governemanta ny Quebec]
* [http://www.stat.gouv.qc.ca/ statistika ny Quebec]
 
[[Sokajysokajy:Tanàna ao Kanada]]
[[sokajy:Tanàna ao amin'ny faritanin'i Quebec]]