Halifax: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Vargenau (dinika | fandraisan'anjara)
k tanàna ao amin'i Nova Scotia
 
Andalana faha-1:
{{coord|44.645330|-63.572390}}
[[Sary:ArgyleStreetHalifax.jpg|203px|thumb|Ny tanànan'ny Halifax|right]]
{{infobox tanàna
|anarana = Halifax
|velarantany =
|faritany = [[faritanin'i Nova Scotia|Nova Scotia]]
|isam-ponina = 359111
|firenena = {{Kanada}}
|ben'ny tanàna =
|sary =
}}
 
'''Halifax''' dia tanàna ao amin'ny faritanin'i [[Nova Scotia]] ao [[Kanada]].
'''Halifax''' dia tanàna renivohitry [[New Scotia]] na [[Nouvelle-Écosse]]. Ao ny foiben'ny Satrohan'ny New Scotia ary izy no tanàna ngeza indrindra any atsinanan'i [[Quebec]]. Ny tanànam-paritan'i Halifax dia foibe ara-toe-karenan'i [[Kanada]] sady betsaka sampandraharahan'ny governemanta sy orinasa tsy miankina amin'ny fanjankana. Ny tena mpampiasa dia ny Ministeran'ny Fiarovam-pirenena, ny sampandraharahan'ny governemanta ary ny seranan-tsambon'i Halifax.
 
== FisianaJeografia ==
Ny isam-ponina dia 359111 mponina tamin'ny taona 2018.<ref name='geocities'>[http://download.geonames.org/export/ Kanada] ao amin'i geonames.org, novangiana ny 18/11/2019 </ref>
 
=== Toe-tany ===
Ny isan'ny mponina ao Halifax dia 350 000 (velarantanàna, isa tamin'ny 2001). Anisan'ny seranan-tsambo fanjonoana ngeza indrindra eto an-tany ny any sady [[seranan-tsambo]] (base navale) ngeza indrindra any [[Kanada]]. Tanàna ngeza indrindra eo amin'ny amorontsiraka kanadianina Halifax ary tanàna an-[[amorontsiraka]] fahafolo (any [[Kanada]]) eo aorian'i [[Vancouver]] any [[Kolombia Britanika]]. Any Halifax ny 40%n'ny isam-ponin'i New Scotia sy ny 15%n'ny [[faritany]] Atlantika.
{{...}}
 
Anisan'ny tanàna antitra indrindra any Kanada ny tanànan'ny Halifa satria niforona tamin'ny 9 Janoary 1749 izy. « Avant-poste » Britanika izy tamin'izany fotoana izany.
 
Tamin'ny 1917, toerana nipoahan'ny sambo ''Mont Blanc'' (sambo frantsay mitondra vanja) i Halifax. Talohan'i bomban'i Hiroshima tamin'ny 1945, ny fipoahan'i Halifax no fipoahana natanjaka indrindra
 
Ny sikilaonina Juan dia nikasikan'i Halifax tamin'ny 29 Septambra 2003, sikilaonina ngeza indrindra nahazo an'i Halifax io sikilaonina io hatramin'ny 1893. Betsaka ny olana napetrak'io sikilaonina io satria anisan'ny sikilaonina nanimba indrindra fantatry ny Kanada izy io hatr'izay.
 
== Olo-malaza ==
* [[John Valentine Ellis]] (1835-1913), mpanao gazety sy mpanao politika
* [[Alexander Keith]] (1795-1873), mpilalao vola
* [[John Sparrow David Thompson]] (1845-1894), Praiministra ny Kanada taloha
* [[Sarah McLachlan]] (1968-), mpihira
* [[Ellen Page]] (1987-), mpilalao horonantsary
* [[Peter North]] (1957-), mpilalao pornographique
* [[Sidney Crosby]] (1987-), mpilalao hockey
 
== Jereo koa ==
* [[Kanada]]
** [[NewNova Scotia]]
 
== Tsiahy ==
<references/>
 
{{vangovango|Kanada}}
=== Rohy ivelany ===
* {{en}} [http://www.region.halifax.ns.ca/community/explode.html Ny tantaran'ny lozan'ny 1917]
* [http://www.portofhalifax.ca/Default_fr.aspx Seranan-tsambon'i Halifax]
 
[[Sokajysokajy:Tanàna ao Kanada]]
[[sokajy:Tanàna ao amin'ny faritanin'i Nova Scotia]]