Montréal: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k →‎Rohy ivelany : All info is kept in Wikidata, removed: {{Lien BA|en}}, {{Link FA|af}} (2), {{Lien AdQ|af}} (3) using AWB (10902)
k tanàna ao amin'i Quebec
Andalana faha-1:
{{coord|45.508840|-73.587810}}
[[Sary:VuedeMontreal.jpg|ankavanana|thumb|220px|Ny tanànan'i Montreal]]
{{infobox tanàna
|anarana = Montréal
|velarantany =
|faritany = [[faritanin'i Quebec|Quebec]]
|isam-ponina = 1600000
|firenena = {{Kanada}}
|ben'ny tanàna =
|sary =
}}
 
'''Montréal''' dia tanàna ao amin'ny faritanin'i [[Quebec]] ao [[Kanada]].
'''Montréal''' dia tanàna lehibe an'ny [[Québec]] any [[Kanada]]. Toerana anaovana varotra, taozava-baventy, kolontsaina, ny vola sy ny varotra iraisam-pirenena ilay tanàna. Nandray ny Fampisehoana Oniversaly tamin'ny 1967 sy ny Lalao olimpika 1976 iulay tanàna. Azontsika jerena ao koa ny festivalin'ny Filman'ny Tontolo ao Montréal, ny Festivaly Iraisam-pirenena ny Jazz ao Montréal, ny Festival ny Juste pour Rire, ny Festival Montréal en lumière ary ny klioba hockey ara-asa, ny Kanadianin'ny Montreal. Ny Vieux-Montréal (Montréal Antitra) dia voasokajy ao amin'ny fivondronan'ny tantara tamin'ny 1964.
 
== Jeografia ==
Montréal dia tanàna fahaefatra miteny frantsay teny ofisialy eto an-tany eo aorian'ny Paris (11,77 tapitrisa mponina ho an'i Paris). Na dia misy tanàna afrikanina ohatran' Alger, Kinshasa sy Abidjan, mbola ngeza nohon' Montreal. Ny teny frantsay dia tsy lazaina fa tenin-dreny fa tenin'ny varotra sy ny fandraharahana ao Montréal. Izy irery ny tanàna lehibe miteny frantsay ao Amerika Avaratra. Izy koa, eo aorian'i Toronto, ny tanàna kanadianina ngeza indrindra.
Ny isam-ponina dia 1600000 mponina tamin'ny taona 2019.<ref name='geocities'>[http://download.geonames.org/export/ Kanada] ao amin'i geonames.org, novangiana ny 18/11/2019 </ref>
 
=== Toe-tany ===
Ny tanànan'i Montreal dia eo amin'ny nosy mitondra ny anarana mitovy amin'ny anaran-tanàna, eo amin'ny nosy ngeza indrindra an'ny [[tamba-nosy]] Hochelaga (482 {{km2}}) eo amin'ny sakeli-dranon'ny Saint-Laurent sy ny Rivière des Outaouais, any andrefan-tanàna.
{{...}}
 
== Jereo koa ==
* [[QuébecKanada]]
** [[Quebec]]
 
=== RohyTsiahy ivelany ===
<references/>
* {{fr}} {{en}} [http://ville.montreal.qc.ca/ Sehatra ofisialin'ny tanànan'i Montréal]
 
[[Sokajy:Tanàna ao {{vangovango|Kanada]]}}
 
[[sokajy:Tanàna ao Kanada]]
[[sokajy:Tanàna ao amin'ny faritanin'i Quebec]]