Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
== Fiendrika sy fitodika ao amin'ny fiteny malagasy ==
Nivoatra avy amin'ny fakana tahaka ny [[fitsipiteny]] tranainy mahazatra ho an'ny fiteny eoropeana ka nankaty amin'ny fitsipiteny vokatry ny fikarohana amin'ny [[haiteny]] malagasy ny fandalinana ny amin'ny atao hoe fiendrika na fitodika ao amin'ny [[fiteny malagasy]]. Ny mpahay teny rehetra amin'izao anefa mbola tsy mitovy hevitra ny amin'izany, ka ny tena fantatra dia ny fitsipiteny araka ny [[haiteny ara-drafitraka anjara asa]] izay notarihin'i [[Siméon Rajaona]] sy ny fitsipiteny araka ny [[haiteny ara-piofohana]] tarihin-d[[Rabenilaina Roger Bruno]].
 
=== Ny fiendrika ao amin'ny fiteny malagasy ===