Matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-56:
 
== Fiteny manana matoanteny tsy miova endrika ==
Misy fiteny maro izay tsy manavaka ny matoanteny sy ny [[anarana]] ka ny anjara asa am-pehezanteny no manan-danja kokoa noho ny fanasokajiana ny teny. Ireto avy ireo fiteny ireo: fiteny ao Azia-Atsinanana: ny [[Fiteny sinoa mandarina|fiteny mandarina]], ny [[fiteny vietnamiana]], ny [[Fiteny thai|fiteny taý]], ny [[fiteny monda]]; fiteny ao Afrika: ny [[fiteny oôlofooôlôfo]].
 
Ny [[Fiteny anglisy|fiteny anglisy]] koa dia mikisaka mankany amin'ny fampitovian'endrika ny anarana sy ny matoanteny. Ohatra: ''water'' ("rano") vs ''water'' ("mameno rano"), ''pen'' ("penina") vs ''pen'' ("manoratra amin'ny penina"), ''baby'' ("zazamena") vs ''baby'' ("mikarakara zazamena") sns.