Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-30:
* ''<u>Ikapan</u>'ny ankizy ny hazo ny antsy''.
 
=== Ny fitodika ao amin'ny fiteny malagasy araka ny haiteny ara-drafitra sy araka anjara asa ===
Tsy navahan'ilay mpahay teny [[Siméon Rajaona]] ny hoe fitodika sy ny hoe fiendrika. Amin'io mpahay teny malagasy io dia maro ny fitodika ao amin'ny fiteny malagasy, sady tsy ny matoanteny ihany no voakasika fa ny [[reniteny]] sasany toy ny [[anarana]] sy ny [[mpamari-toetra]] koa. Naorin'ilay mpahay teny amin'ny endriky ny [[tsirinteny]] ao amin'ny matoanteny na amin'ny sokajin-dreniteny hafa azo atao entimilaza sy ny karazana [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] azo atao [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] ampiarahina aminy izany fanavahana ny karazana fitodika izany.
 
Andalana faha-60:
==== Fitodika fototra ====
 
*[[Fitodika mihatra]]: ''<u>Nividy</u> hena izahay.'' (misy fameno zoina iharana)
*[[Fitodika tsy mihatra]]: ''<u>''Mitrena ny omby''</u> amin''ny alika ny omby.'' (misy fameno zoina tsy iharana)
*[[Fitodika mamoatra]]: ''<u>Nampividy</u> hena anay ny reninay''. (misy tsofoka -''amp''-)
*[[Fitodika mitoina]]: ''<u>Mifampijery</u> maharitra izy roa''. (misy tsofoka ''-if-'')
 
==== Fitodika sampana ====