Anjara asa (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|'''anjara''' '''asa''']] dia karazam-pifandraisana sy fifampiakinana misy eo amin'ny teny na andian-teny sy ny teny na andian-teny fototra mikambana ao amin'ny andian-teny lehibe kokoa (izay mety ho [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] na [[fehezankevitra]] na [[fehezanteny]]). Ireto ny anjara asa mateti-pitranga ao amin'ny fehezanteny: ny [[entimilaza]] sy ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] ary ny [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]]. Amin'ny fitsipiteny malagasy, ankoatra ny entimilaza sy lazaina ary ny fameno, dia avahana koa ao amin'ny fehezanteny ny [[reny lazaina]] sy ny [[zana-dazaina]], ny [[reny entimilaza]] sy ny [[zanak'entimilaza]], ny [[reny fameno]] sy ny [[zana-pameno]].
 
== Anjara asan'ny reniteny ==
Andalana faha-10:
* '''Entimilaza matoanteny'''
 
Ny [[matoanteny]] matetika no misahana ny anjara asa entimilaza nefa afaka misahana izany koa ny [[mpamari-toetra]] na ny [[anarana]] na ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]] sns arakaraka ny fiteny ka mety mila na tsy mila fampiasana [[matoanteny andry]] izany. Ny ankamaroan'ny boky mampianatra fitsipitenin'ny fiteny sasany ao Eoropa ([[fiteny frantsay]], [[Fiteny anglisy|anglisy]] sns) dia mampifangaro ny hoe "matoanteny" (izay [[sokajin-teny]]) amin'ny hoe "entimilaza" (izay [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny teny) ka mampianatra fa ny [[fehezanteny]] feno dia ahitana matontenymatoanteny sy lazaina ary fameno.
 
* '''Sokajin-teny hafa azo atao entimilaza'''
 
Tsy ny matoanteny na ny mpamaritra ihany no azo atao entimilaza. Arakaraka ny fiteny na ny fahafahan'ny fiteny dia mety azo atao lazaina koa ny sokajin-teny toy ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]] sy ny [[tambinteny]]. Ny andian-teny toy ny [[Fehezankevitra (fitsipiteny)|fehezankevitra]] koa dia azo atao entimilaza.
 
==== Firafitra sy endriky ny entimilaza ====
 
* '''Ny toerana misy ny entimilaza ao amin'ny fehezateny'''
* '''Endriky ny entimilaza'''
 
* '''Ny famenon'ny entimilaza'''
* '''Endriky ny entimilaza'''
 
=== Ny lazaina ===
Andalana faha-32:
* '''Sokajin-teny hafa azoatao lazaina'''
 
Tsy ny anarana ihany no azo atao lazaina. Arakaraka ny fiteny na ny fahafahan'ny fiteny dia mety azo atao lazaina koa ny sokajin-teny toy ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]], ny mpamari-toetra[[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]] ary ny [[matoanteny]]. Ny andian-teny toy ny [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] sy ny [[Fehezankevitra (fitsipiteny)|fehezankevitra]] koa dia azo atao lazaina.
 
==== Firafitra sy endriky ny lazaina ====
Andalana faha-41:
 
==== Ny lazaina sy ny fitodiky ny fehezanteny ====
Tsy ny [[Mpanao (fitsipiteny)|mpanao]] ny asa na ny tompon-toetra ihany no azo atao lazaina. Raha ovana todika[[Fitodika (fitsipiteny)|fitodika]] ny fehezanteny dia mety ho ny teny misahana ny anjara asa iharana na [[Toe-javatra (fitsipiteny)|toe-javatra]] no lasa lazaina ka ilay teny nisahana ny anjara asa lazaina teo aloha lasa fameno (jereo: [[fameno mpanao]]). Arakaraka ny fiteny na ny fahafahan'ny fiteny dia azo atao lazaina ny teny ilazana ny iharan'ny asa na ny toe-javatra (fotona, antony, vokany sns).
 
=== Fameno ===
Andalana faha-54:
* '''Sokajin-teny hafa azo atao fameno'''
 
Tsy ny anarana ihany no azo atao fameno. Arakaraka ny fiteny na ny fahafahan'ny fiteny dia mety azo atao fameno koa ny sokajin-teny toy na ny mpisolo, ny mpamari-toetrampamaritra ary ny matoanteny. Ny andian-teny toy ny tarika sy ny fehezankevitra koa dia azo atao fameno.
 
==== Karazana anjara asa fameno ====
 
* '''Famenon'ny entimilazamatonteny'''
 
* '''Famenon'ny fehezanteny'''
Ny [[famenon'ny matoanteny]] dia fameno tsy azo sarahina amin'ny [[matoanteny]] ao anaty fehezanteny. Ny haiteny ankehitriny dia mampifanohitra amin'ny famenon'ny fehezanteny ny famenon'ny matoanteny. Matetika dia tsy azo afindra toerana sy tsy azo foanana ny famenon'ny matoanteny.
* '''Karazana anjara asa fameno hafa'''
 
* '''Famenon'ny fehezanteny'''
 
Ny [[Famenon'ny fehezanteny|famenon'ny fahezanteny]] dia teny atao fameno ao amin'ny [[fehezanteny]] nefa tsy miraikitra amin'ny matoanteny fa azo foanana na afindrafindra toerana. Ny ankamaroan'izay ataon'ny fitsipiteny mahazatra hoe [[fameno mpamari-toe-javatra]] dia famenon'ny fehezanteny raha azo foanana sy afindrafindra nefa tsy manova hevitra ny matoanteny.
 
* '''Karazana anjara asa fameno hafa'''
*Maro karazana ny fameno arakaraka ny fomba fijery anasokajiana azy.
 
==== Firafitra sy endriky ny fameno ====
 
* '''Ny toerana misy ny famenoaofameno ao amin'ny fehezateny'''
* '''Endriky ny fameno'''