Kôsta Rika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Costa Rica ho Kôsta Rika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1:
{{Infobox Pays|
| nom_local1=República de Costa Rica | langue1=es|
| nom_français=Repoblikan'i CostaKosta RicaRika
| image_drapeau=Flag of Costa Rica.svg
| lien_drapeau=DrapeauSainan'i duKosta Costa RicaRika
| image_blason=Coat_of_arms_of_Costa_Rica.svg
| lien_blason=mari-piandrianan'i CostaKosta RicaRika
| image_carte=LocationCostaRica.svg
| devise=¡Vivan siempre el trabajo y la paz! <br />(Hiaina mandrakizay ny asa sy ny fandriampahalemana !)
|langues=[[fiteny espaniola]]
|capitale=[[San José, CostaKosta RicaRika|San José]] |
|coordonnées_capitale=9° 56′ N, 84° 05′ O |
|lien_villes=Tanànan'nyi CostaKosta RicaRika |
|titre_plus_grande_ville=Tanàna ngeza indrindra |
|plus_grande_ville=[[San José, Costa Rica|San José]] |
Andalana faha-38:
}}
 
Ny '''CostaKosta RicaRiKa''' na '''Repoblikan'i CostaKosta RicaRika''', dia firenen'i [[Amerika Latina]] voafaritry ny [[Nicaragua]] any Avaratra, ny [[Panama]] any Atsimoatsimo atsinanana, ny [[Ranomasimbe Pasifika]] any Andrefana asy ny [[ranomasina Karahiba]] any atsinanana. NyI CostaKosta RicaRika no [[firenena]] voalohany nanala ny tafiny. Ny renivohiny dia San José. FitenyNy Espaniola[[fiteny espaniola]] ny teny ofisialy ary [[fiteny anglisy]] no fiteny faharoa ampiasaina any CostaKosta RicaRika. Ny vola ampiasaina any dia ny colón.
 
Ny '''Costa Rica''' na '''Repoblikan'i Costa Rica''', dia firenen' [[Amerika Latina]] voafaritry ny [[Nicaragua]] any Avaratra, ny [[Panama]] any Atsimo atsinanana, ny [[Ranomasimbe Pasifika]] any Andrefana asy ny [[ranomasina Karahiba]] any atsinanana. Ny Costa Rica no [[firenena]] voalohany nanala ny tafiny. Ny renivohiny dia San José. Fiteny Espaniola ny teny ofisialy ary fiteny anglisy no fiteny faharoa ampiasaina any Costa Rica. Ny vola ampiasaina any dia ny colón.
 
== Tantara ==
 
Tonga teo amin'ny faritan'i CostaKosta RicaRika i Christophe Colomb tamin'ny 1502. Teo aorian'izany, ny Kapteneria Jeneralin'i Guatemala[[Goatemala]] ho an'i [[Espaina]] nyi CostaKosta RicaRika. Nahazo fahaleovantena tamin'ny 1821 ilay firenena, ary nipetraka avy hatrany ny demokrasia.
 
Nanomboka tamin'ny 1843 ny fambolena ny kafe. Tamin'ny 1869, tereinaterena ary tsy andoavam-bola ny fampianarana. Miady ho an'ny fanitaran'io sistemarafitra io ny ministeran'ny fampianarana. Araka ny heviny, tsy maintsy mahay mamaky teny, sy manoratra syary manisa ny tsirairay. Noraràna tamin'ny 1882 ny sazy mahafaty
 
Tamin'ny 1948, nisy ady an-trano nanozongozona ilay firenena, noho ny tsy fiaikenfieken'ny fandresen'i Otilo Ulate Blanco, olona arivo eo ho eo no maty mandritran'mandritra io ady io. Nesorina tamin'ny 1949 ny tafika, lasa anisan'ny [[firenena]] tsy manan-tafika nyi CostaKosta RicaRika amin'izao fotoana izao.
 
== Politika ==