Salvadôro: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Nanitsy |
|||
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of El Salvador.svg|vignette|342x342px|Sanan'i Salvadoro]]
I '''Salvadoro''' dia firenena madinika ao [[Amerika Afovoany]] izay manana velaran-tany 20 742 <abbr>km<sup>2</sup></abbr> sy mponina miisa 6 328 196 tamin'ny taona 2014. Noho izany dia izy no manana hakitroky ny mponina lehibe indindra eran'i Amerika. I [[Hôndorasy]] no ao atsimo-andrefany ary i [[Goatemala]] no ao atsimo-atsinanany. Izy no hany firenena an-tanibe ao Amerika izay tsy mitodika afa-tsy amin'ny Ranomasimbe Pasifika. I Es Salvador no renivohiny ary i Santa Ana sy i San Miguel no tanàna lehibe ao.
[[sokajy:Firenena]]
|