Fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[File:SkullFromTheFront.JPG|thumb|Ny karandoha olombelona dia ampiasaina ho toy ny fanoharana lehibe an' ny fahafatesana.]]
Ny '''fahafatesana''' dia ny fitsaharan'ny [[aina]] na ny tsy fisian'ny aina intsony ao amin'ny [[Zavamanan'aina|zavamananaina]] lazaina hoe "maty". Izany toetran'ny fahafatesana izany dia isehoan'ny tsy fiverenan'ny firindrana eo amin'ny fiasan'ny vatana izay tokony hoafa-miantoka ny fahavelomana, toy ny fihinanan-kanina, ny fifohan-drivotra, ny fisotroan-drano, sns.