Tambinteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''tambinteny''' dia teny ([[sokajin-teny]]) izay natao hanova na hanampy hevitra ny teny na andian-teny hafa toy ny [[matoanteny]], ny [[mpamari-toetra]], ny tambinteny hafa, ny [[mpampiankin-teny]], ny [[fehezankevitra]], ny [[fehezanteny]] sns ka ny hevitra ambarany amin'izany dia mety ny fomba, ny toerana, ny fotoana, ny fahatetehana, ny hamafy, ny antoka, sns, ka ahafahana mamaly ny fanontaniana hoe: ''amin'ny fomba ahoana?,'' ''oviana?,'' ''aiza?,'' sns. Ny [[tarika]] foronin'ny tambinteny sy ny teny na tarika mameno azy no anatao hoe "[[tarika tambinteny]]".
 
Afaka ialohavana na arakarahin-teny (na andian-teny) mameno azy ny tambinteny ka ahazoana ny atao hoe "tarika tambinteny", ary ireo teny maneno azy ireo no atao hoe "famenon'ny tambinteny".