Anarana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[anarana|'''anarana''']] dia [[teny]] na andian-teny enti-manondro na milaza zavatra, manana aina na tsy manana aina, hita maso na tsy hita maso, azo tsapain-tanana na tsy azo tsapain-tanana, na toerana na fotoana. Raha ilazana sokajin'olona na biby na zavatra na hevitra sns mitovy toetra ny anarana dia izany no atao hoe [[anarana iombonana]]. Raha anondroana singan'olona na biby na zavatra na hevitra sns manokana ny anarana dia izany no atao hoe [[anaran-tsamirery]]. Ny tarika foronin'ny anarana sy ny teny na andian-teny mameno azy no anatao hoe "[[tarika anarana]]".
 
== Ny anarana araka ny fitsipiteny sy ny haifiteny ==