Mpampiankin-teny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''mpampiankin-teny''' dia teny ampiasaina anaty andian-teny misy fifampiakinana ara-pifehezanteny na ara-keviteny (tarika na fehezanteny) mba hampifandraisana ny [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] amin'ny teny na andian-teny fenoiny. Zana-tsokajin'ny atao hoe [[Mpampiankina (fitsipiteny)|mpampiankina]] ny mpampianki-teny. Ny teny na ny andrian-teny (matetika [[tarika anarana]]) ampidirin'ny mpampiakin-teny dia atao hoe "famenon'ny mpampiakin-teny" ary ny [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] foronin'ny mpampiakin-teny sy ny teny na tarika ampidiriny dia atao hoe "[[tarika mpampiankin-teny]]".
 
== Jereo koa: ==