Mpampiankin-teny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny '''[[mpampiankin-teny]]''' dia teny ampiasaina anaty andian-teny misy fifampiakinana ara-pifehezanteny na ara-keviteny (tarika na fehezanteny) mba hampifandraisana ny [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] amin'ny teny na andian-teny fenoiny. Zana-tsokajin'ny atao hoe [[Mpampiankina (fitsipiteny)|mpampiankina]] ny mpampianki-teny. Ny teny na ny andrian-teny (matetika [[tarika anarana]]) ampidirin'ny mpampiakin-teny dia atao hoe "famenon'ny mpampiakin-teny" ary ny tarika foronin'ny mpampiakin-teny sy ny teny na tarika ampidiriny dia atao hoe "tarika mpampiankin-teny".
 
== Jereo koa: ==