Mpamari-toetra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Mpamari-toetra|'''mpamari-toetra''']] dia teny ([[sokajin-teny]]) ampiraisina amin'ny [[anarana]] na atao [[entimilaza]] mba hanambaràna ny toetran'ny zavatra tondroina amin'ilay anarana (olona, biby, zavatra sns) na ny toetran'ny zavatra tondroina amin'ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]]. Zana-tsokajin'ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]] ny mpamari-toetra. Ao amin'ny [[fehezanteny]] iray dia afaka misahana ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny entimilaza ny mpamari-toetra ka mety mila [[Andry (fitsipiteny)|andry]] mpanakambana izany na tsia arakaraka ny [[fiteny]].
 
Afaka ialohavana na arakarahin-teny (na andian-teny) mameno azy ny mpamari-toetra ka ahazoana ny atao hoe "tarika mpamari-toetra", ary ireo teny maneno azy ireo no atao hoe "famenon'ny mpamari-toetra".
 
== Jereo koa: ==