Fameno mpamari-toe-javatra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
Ao amin'ny fehezanteny hoe ''Milalao baolina ao an-tokontany ny ankizy'' dia fameno mpamari-teo-javatra ny andian-teny hoe ''ao an-tokontany''.
 
Raha tsy misy masontsivana hafa ankoatry ny hevi-teny no anaovana ny fanavahana dia mety hifangaro na hosarihana araka izay itiavana azy ihany ny fameno mpamari-toe-javatra sy ny [[fameno zoina]] (na [[fameno iharana]]). Ohatra, amin'ny fiteny frantsay dia manondro toerana ny teny hoe ''Paris'', nefa ataon'ny fitsipiteny mahazatra hoe "fameno toe-javatra" izy ao amin'ny fehezanteny hoe ''J'habite à Paris'' ("Monina ao Paris aho") fa "fameno zoina" kosa izy ao amin'ny hoe ''J'habite Paris'' ("Monina ao Paris aho").
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fitodika mpamari-toe-javatra]]
*[[Fameno toe-javatra toerana]]
*[[Toe-javatra (fitsipiteny)|Toe-javatra]]
*[[Fameno zoina]]