Zoina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fameno zoina''' dia anjara asa [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] ao amin'ny [[fehezanteny]] izay milaza ny olona na biby na zavatra hafa iantefan'ny asa tanterahin'ny olona na biby na zavatra hafa tondroin'ny teny atao [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] (izany hoe ny [[Mpanao (fitsipiteny)|mpanao]]). Amin'ny ankapobeny dia mampiavaka ny fameno zoina ny tsy fahafahana manafoana azy avy ao amin'ny fehezanteny misy azy na mamindra toerana azy (manova tanteraka ny hevitry ny hevitry ny fehezanteny izany), tsy tahaka ny [[fameno mpamari-toe-javatra]]. Misy ny mpanao fitsipiteny mampitovy ny fameno zoina amin'ny [[fameno iharana]] nefa misy ireo izay tsy manafangaro izany fa manao ny fameno iharana ho karazana iray amin'ny fameno zoina. Ny fameno zoina dia [[famenon'ny matoanteny]] fa ny fameno toe-javatra kosa dia [[famenon'ny fehezanteny]].
 
Ao amin'ny fehezanteny hoe ''Mitsena ny zanany ilay rangahy'' dia fameno zoina ny hoe ny ''zanany''.