Toe-javatra (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-2:
 
Amin'ny fiteny malagasy dia misahana ny tsinjara asa toe-javatra ny teny hoe ''eo an-tokontany'' ao amin'ny fehezanteny hoe ''Milalao baolina eo an-tokontany ny ankizy'' sy ''Ilalaovan'ny ankizy baolina ny eo an-tokontany'': ao amin'ny fehezanteny voalohany dia fameno toe-javatra io andian-teny io, fa ao amin'ny fehezanteny faharoa dia lazaina toe-jevatra, ka mitaky fiovan'endriky ny matoanteny izany (matoanteny mpanao na manano: ''milalao''; matoenteny mpamari-toe-javatra na ananovana: ''ilalaovana'').
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fameno mpamari-toe-javatra]]
* [[Fitodika mpamari-toe-javatra]]
* [[Fiendrika añanovana|Fiendrika ananovana]]