Fitodika mpampanao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fitodika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-7:
 
''Mampiadry omby an-dRabe i Koto'' (mpampanao) / ''Miandry omby Rabe'' (mpanao).
 
Araka ny haiteny ara-drafitra malagasy sy araka anjara asa dia fitodika mahaleo tena ny fitodika mpanao, fa amin'ny haiteny ara-piofohana malagasy kosa dia tsy fitodika ny endrika mpampanao fa vokatry ny fikambanan'ny fehezanteny roa manome fehezanteny tokana saro-drafitra.
 
== Amin'ny fiteny frantsay ==