Fameno zoina mivantana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Anjara asan'ny teny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fameno zoina mivantana''' dia anjara asan'ny teny na andian-teny ao amin'ny [[fehezanteny]] izay matetika akambana amin'ny [[matoanteny]] tsy mila [[mpampiankin-teny]], izay milaza ny olona na ny zavatra atao na iharan'ny asa. Ny mifanohitra aminy dia ny [[fameno zoina tsy mivantana]] izy matetika ampidirin'ny mpampiankin-teny.
 
Ao amin'ny fehezanteny frantsay hoe ''Le chat mange la souri''s ("Mihinana (ny) voalavo ny saka") dia fameno zoina mivantana ny hoe ''souris''.