Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2:
 
== Fiendrika sy fitodika ao amin'ny fiteny malagasy ==
Nivoatra avy amin'ny fakana tahaka ny [[fitsipiteny]] tranainy mahazatra ho an'ny fiteny eoropeana ka nankaty amin'ny fitsipiteny vokatry ny fikarohana amin'ny [[haiteny]] malagasy ny fandalinana ny amin'ny atao hoe fiendrika na fitodika ao amin'ny [[fiteny malagasy]]. Ny mpahay teny rehetra amin'izao anefa mbola tsy mitovy hevitra ny amin'izany, ka ny tena fantatra dia ny fitsipiteny araka ny [[haiteny ara-drafitra]] izay notarihin'i [[Siméon Rajaona]] sy ny fitsipiteny araka ny [[haiteny ara-piofohana]] tarihin-d[[Rabenilaina Roger Bruno]].
 
=== Fitodika araka an'i Siméon Rajaona ===
Tsy navahan'ilay mpahay teny [[Siméon Rajaona]] ny hoe fitodika sy ny hoe fiendrika. Amin'io mpahay teny malagasy io dia maro ny fitodika ao amin'ny fiteny malagasy, sady tsy ny matoanteny ihany no voakasika fa ny [[reniteny]] sasany toy ny [[anarana]] sy ny [[mpamari-toetra]] koa. Naorin'ilay mpahay teny amin'ny endriky ny [[tsirinteny]] ao amin'ny matoanteny na amin'ny sokajin-dreniteny hafa azo atao entimilaza sy ny karazana [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] azo atao [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] ampiarahina aminy izany fanavahana ny karazana fitodika izany.
 
==== Fitodika mahakasika ny matoanteny ====
Andalana faha-28:
 
=== Fitodika sy fiendrika araka an-dRabenilaina ===
Araka ny hevitr'ilay mpahay teny atao hoe [[Rabenilaina Roger Bruno]] dia tsy mahakasika afa-tsy ny [[matoanteny]] ny fitodika sy ny fiendrika. Ny hoe ''fitodika'' sy ny ''fiendrika'' dia anarana roa iantsoana zavatra roa samy hafa ao amin'ny fiteny nefa misy ifandraisany, ka ny voalohany mahakasika ny endriky ny matoanteny ary ny faharoa kosa momba ny hevitry ny matoanteny.
 
==== Ny fiendrika araka an-dRabenilaina ====