Taona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-24:
 
=== Taon-tetiandro manara-bolana sy masoandro ===
Misy 12 volana ny iray taona nefa indraindray dia mitombo 13. Mba hanakekezana kokoa ny tsingerim-pihodinan'ny Tany amin'ny Masoandro, izay tsapa amin'ny alalan'ny zava-mitranga (eo amin'ny [[zavamananainazava-manana aina]] na ny [[toetrandro]]) miankina amin'ny tsingerin'ny [[fizaran-taona]] sy ny toeran'ny [[kintana]] sy ny [[antokon-kintana]] eny amin'ny lanitra, dia anatsofohana iray volana fanampiny (volana faha-13) isaky ny telo taona eo ny tetiandro manara-bolana sy masoandro. Noho izany misy ireo tetiandro ampiasana ny fifandraisan'ny telo taona amin'ny 37 volana na ny 19 taona amin'ny 235 volana (ity no atao hoe "[[Tsingerin'i Metona]]").
 
==== Taona ao amin'ny tetiandro malagasy manara-bolana sy masoadro ====