Segondra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
Ny '''segondra''' (eva [[SI]]: '''s'''), afohezina sec. na seg. tsindraindray, dia anaran-tsingam-potaona ary izy no ampiasain'ny SI (système internationa) rehefa mandrefy ny fotoana. Azo refesina izy amin'ny [[famataranandro]]. Misy 60 segondra ny iray [[minitra]] ary misy 3600 segondra ny iray [[ora]].