Segondra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
Ny '''segondra''' (eva [[SI]] : '''s'''), afohezina sec. na seg. tsindraindray, dia anaran-tsingam-potaona ary izy no ampiasain'ny SI (système internationa) rehefa mandrefy ny fotoana. Azo refesina izy amin'ny [[famataranandro]]. Misy 60 segondra ny iray [[minitra]] ary misy 3600 segondra ny iray [[ora]].
 
Ny segondra dia singam-potoanan'ny andro. Ny segondra iray dia 1/86400 oraandro (satria 1/24×60×60). Fa tamin'ny taonjato faha 19-20, ny fandinihana ara-[[Hainkintana|kainkintana]] dia milaza fa mihalava ny salan'ny segondra, ary noho izany, tsy natao ho tsiahin'ny singam-potaonapotoana intsony ny fihodinan'ny tany. Amin'ny famataranandro atômika, azo atao no mamaritra ny segondra amin'ny alalan'ny fototoetran'ny natiora.
 
== Jereo koa ==