Ora: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Ventim-potoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''ora''' dia ventim-pandrefesam-potoana lehibebe ihany, izay maharitra 60 [[Minitra (fotoana)|minitra]] na 3600 [[segondra]]. Misy 24 ora ny ao anatin'ny [[andro]] iray. Ankehitriny dia amin'ny misasakalina no misy ny ora 0 na 24 ora, ary amin'ny mitataovovonana no misy ny amin'ny 12 ora.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Minitra]]
 
* [[Segondra]]