Tendrontany Atsimo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Teboka farany atsimo amin'ny Tany
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Novambra 2019 à 10:07

Ny Tendrontany Atsimo dia ny teboka farany atsimo indrindra eto amin'ny Tany, izay mifanohitra amin'ny Tendrontany Avaratra. Ao amin'ny kontinenta Antarktika no misy azy. Io no teboka ihaonan'ny laharan-jara hasina rehetra.

Sarintanin'i Antarktika sy ny Tendrontany Atsimo.