Laharan-jara hasina : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
(Fangitra ara-jeografia)
 
Ny '''laharan-jara hasina''' dia [[fangitra]] ara-jeografia]] maneho ny refin-joro atsinanana-andrefana amin'ny teboka amin'ny [[Tany]] na ny [[Volana]] na ny [[planeta]] na ny bolan-danitra na zavatra hafa. Tsipika an'eritreritra mampitohyny [[Tendrontany Atsimo|tendro atsimo]] sy ny [[Tendrontany Avaratra|tendro avaratra]] ny laharan-jara hasina fa tsy zavatra hita maso na azo tsapain-tanana. Ny laharan-jara hasina iaingana eto amin'ny Tany dia ny an'i [[Greenwich]] (0°).
 
== Jereo koa ==
17 387

modifications