Laharam-pehintany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Latitude and longitude graticule on a sphere.svg|200px|ankavanana|Bola maneho ny laharam-pehintany (miloko mena) ary ny laharan-jarahasina|thumb]]
 
Ny '''laharam-pehintany''' na '''laharam-pehy''' na '''zana-pehintany''' na '''zana-pehy''' dia fampahalalana[[fangitra ara-jeografia]] manome ny fahavaratana na ny fahatsimoana eo amin'ny velaran'ny tany, fajiry na velarana mitelorefy. Ny laharam-pehintany faha-0 dia ny [[fehibe]] ary ny laharam-pehintany faha-90 dia ny [[Tendrontany Avaratra]] (raha 90°N na +90° no voalaza anatin'ilay fangitra) na [[Tendrontany Atsimo|atsimo]] (raha 90°S na -90°). Miaraka ampiasaina amin'ny [[laharan-jara hasina]] ny laharam-pehintany hahafantarana tsaratsara kokoa ny misy ny toerana iray eo amin'ny Tany.
 
Tsy ny Tany ihany no ampiasana ny laharam-pehy na zana-pehy fa ny [[Volana]] sy ny planeta na [[fajiry]] ary ny [[bolan-danitra]] koa.