Laharan-jara hasina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fangitra ara-jeografia
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Novambra 2019 à 09:45

Ny laharan-jara hasina dia fangitra ara-jeografia maneho ny refin-joro atsinanana-andrefana amin'ny teboka amin'ny Tany na ny Volana na ny planeta na ny bolan-danitra na zavatra hafa. Tsipika an'eritreritra mampitohyny tendro atsimo sy ny tendro avaratra ny laharan-jara hasina fa tsy zavatra hita maso na azo tsapain-tanana. Ny laharan-jara hasina iaingana eto amin'ny Tany dia ny an'i Greenwich (0°).

Jereo koa