Volana (fotoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Ny salam-paharetan'ny volana ==
Tamin'ny voalohany dia ny fifanindrifian'ny tsingerim-pihodinan'ny Volana sy ny an'ny Masoandro no nandrefesana ny volana. Maro karazana ny faharetan'ny volana iray arakaraka ny teboka izay heverina ho sady fiaingana no fiafaran'ny lalan'ny volana.

* Ny salam-paharetan'ny '''volana manaramanaraka andri-bolana''', izany hoe ny tsingerim-pisehoan'ny endriky ny Volana, dia misy 29,5305953058885 andro. Ny endriky ny Volana dia mety ho ny fahatsinanany na ny maha fenomanana azy sns.
* Ny salam-paharetan'ny '''volana manara-kintana''', izany hoe ny tsingerim-pisehoan'ny Volana mitaha amin'ny kintana iray, dia misy 27,32166321661547 andro.
* Ny salam-paharetan'ny '''vola-mikisaka''', izany hoe ny tsingerim-pihodinan'ny Volana ampitahaina amin'ny fagitry ny lanitra hatramin'io fangitra io dia misy 27,32158321582 andro.
* Ny salam-paharetan'ny '''volana manara-masoandro''', izany hoe ny fizarana amin'ny isa 12 ny taona manara-masoandro (mikisaka), dia misy 30,43685 andro.
* Ny '''volan-tetiandro''' dia misy 28 na 29 na 30 na 31 andro.
 
== Volan-tetiandro ==