Leô X: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Papa |
Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Pope-leo10.jpg|vignette|308x308px|''Ny papa Loe X'', sary nataon'i Raffaello Sanzio tamin'ny taona 1518 sy 1519.]]
I '''Leo X''' dia [[papa]] tamin'ny taona 1513 hatramin'ny taona
Nampanamboariny indray ny bazilika Masindahy Piera dia nitohy ny fivarotana [[endolzansy]] mba hamatsiam-bola ny fanamboarana, ka niteraka fanakianana avy amin'ireo mpanitsy fiangonana toa an'i [[Martin Lotera]] tamin'ny taona 1517 izany. Izy ilay papa nanameloka ny fampianaran' i Lotera izay noheverina fa [[fampianaran-diso]] (na herezia) sady nanongana azy sy ny mpianany tsy ho isan'ny mpino katôlika tamin'ny taona 1520.
|