Ondry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Flock of sheep.jpg|vignette|402x402px|Andian' ondry]]
Ny '''ondry''' dia biby fiompy misy nono sady mihinana ahitra ary mamadi-kota izay mifanakaiky karazana amin'ny [[osy]], sady ao amin'ny fianakaviamben'ny karazana [[omby]]. Ny ondry dia isan'ireo biby nompian'ny olona voalohany ary ny iompiana azy indrindra dia ny [[ronono]]<nowiki/>ny, ny [[Hena|henany]], ny hodiny, sy ny volony. Ny volon'ondry no tsiraka ampiasaina indrindra avy amin'ny biby. Maro karazana ny ondry, ka odry fiompy ny karazany iray ary ondry diaondridia ny enina amin'ireo izay mbola misy amin'izao. Nanomboka niompy ondry ny olona tamin'ny faramparan'ny taonarivo faha-6 tal. J.K. ka ondry dia avy any [[Afovoany Atsinanana]] (avy any atsimloatsimo-atsinanan'i [[Anatolia]] na Zargos) no nompiana voalohany.
 
Ompiana eran'izao tontolo izao ny ondry sady mitana anjara toerana lehibe tamin'ny sivilizasiona maro. Amin'izao fotoana izao dia i [[Aostralia]], i [[Zelandy Vao|Zelady Vao]], i [[Sina]], i [[Nizeria]], i [[Patagonia]] ary ny [[Fanjakana Mitambatra]] no faritra mpiompy ondry betsaka indrindra eran-tany. Amin'ny fombam-pivavahanafivavahana maro dia atao [[sorona]] ny ondry, indrindra ao amin'ny [[finoana silamo]] isaky ny fetin'ny Idy al Ada (na Idy el Kebiry).