Osy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Biby fiompy
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:She-goat J1.jpg|vignette|351x351px|Osivavy ompiana ao Mouscron any Belzika.]]
Ny '''osy''' dia karazam-biby misy nono mihinana ahitra sady mamadi-kota, iray fianakaviana amin'ny [[omby]] izy ary maro koa ny biby mitovy karazana amin'ny osy. Raha amin'ny ankapobeny ompiana ny osy dia tsy vitsy ny osy diaosidia toy ny hita any [[Kaokazy]], [[Iràna]], [[Iràka]] ary [[Afganistàna]]. Efa tany alohan'ny taonarivo faha-8 tal. J.K. no nanombohan'ny olona niompy osy. Ompiana ny osy mba hahazoana ny [[ronono]]<nowiki/>ny, ny [[Hoditra|hodiny]], ny volony ary ny [[hena]]<nowiki/>ny. Mirefy eo amin'ny 60 sm hatramin'ny 1 m ny osy, arakaraka ny karazany. Misy [[somotra]] na ny osilahy na ny osivavy. Afaka miaina amin'ny faritra misy toetany maina sy be tendrombohitra ny osy.
 
Jereo koa
 
[[Omby]]
 
[[Ondry]]