Bamban-tsiriana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tontolo iainana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Paysage de campagne.jpg|vignette|301x301px|Bamban-tsiriana]]
Ny '''bamban-tsiriana''' dia ny fitambaran' ny [[zavamaniry]] hita eo amin' ny toerana iray. Avahana ny bamban-tsiriana voajanahary izay ahitana zavamaniry maniry hoazy, sy ny bamban-tsiriana nataon' olombelona ahitana zavamaniry novolena. Misy ny maniry an-tanety, ny maniry an-d[[ranomasina]], ny amaniry an-d[[ranomamy]] sns. Ny bamban-tsiriana dia mitana ny anjara toerana lehibe amin' ny famokarana sy ny fiarovana ny tany sy ny zezi-pako, ny tsingerin'ny [[Karbônina|karbonina]]karbona ary ny ny famokarana ny [[Ôksizenina|oksizenina]].