Kôntinenta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Addbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 178 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q5107 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
[[Sary:Systemes de continents.gif|vignette|409x409px|Ny kontinenta ]]
'''Kontinenta'''
Ny '''kontinenta''' na '''tanibe''' dia tany midadasika mitohy hodidinin-d[[ranomasina]] manontolo na amin'ny ampahany izay lehibe lavitra noho ny [[nosy]] sady onenan'ny vahoaka amin'ny firenana maro eto ambonin'ny Tany. Miovaova ny tena famaritana ny hoe kontinenta arakaraka ny taranja iresahana azy ka mahatonga ny isan'ny kontinenta hiovaova. Misy ohatra ny mpanoratra manao an'i [[Eoropa]] sy i [[Azia]] ho kontinenta roa, nefa misy ny manambatra azy ka miantso azy hoe [[Eorazia]] noho izy ireo tany mitohy tsy misy fahatapahany. Miova eo anelanelan'ny efatra sy fito noho izany ny isan'ny kontinenta.
 
Ireto avy ireo kontinenta dimy eto ambonin'ny Tany:
[[Sary:Continentes.png|300px|center]]
 
# [[Afrika]]
{{Kontinenta}}
# [[Amerika]]
# [[Azia]]
# [[Eoropa]]
# [[Oseania]]
 
<br />
[[Sokajy:Kontinenta| ]]