Toetrandro: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Zava-mitranga voajanahary |
Nanisy rohy |
||
Andalana faha-2:
Ny '''toetrandro''' dia ny fitambaran'ny zava-miseho ao amin'ny sosona ambany ao amin'ny habakabaka manodidina ny tany na ny planeta hafa amin'ny fotoana voatondro sy amin'ny toerana voafaritra iray. Mampiditra ao amin'ny sehatry ny toetrandro ireo zava-miseho manana fiantraikany tsapan'ny olona na ny zavamananaina hafa, toy ny [[rahona]], ny taratry ny [[masoandro]], ny [[hafanana]], ny [[rivotra]], ny [[orana]] ary ny [[fahazavana]].
Singa efatra no miara-miasa mba hanome toetrandro
Ny zava-mitranga miteraka ny toetrandro dia mety hiseho amin'ny habe ara-potoana sy arak'erana samihafa: mitranga ao anatin'ny ora vitsy na mandritra ny andro maro, miseho amin'ny toerana na tanàna iray na ao anaty kilometatra toradroa anarivony. Ireo rehetra ireo dia mahazo [[angovo]] avy amin'ny masoandro.
|