Pentateoka: Fahasamihafan'ny versiona

Nanitatra
Aucun résumé des modifications
(Nanitatra)
=== Ny Bokin'ny Deoteronomia na Deoteronomy ===
Manantitra ny momba ny lalàna sy ny tsy maitsy hanajana azy araka ny efa voalaza rahateo ao amin'ireo bokin-dalàna telo voalohany ([[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]], [[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]], [[Bokin'ny Nomery|Nomery]]) ny [[Bokin'ny Deoteronomia]] (na [[Deoteronomy]]).
 
== Fanoratana ny Pentateoka ==
Ny Pentateoka dia fanangonan-dahatsoratra nataon'ny mpanoratra jiosy manodidina ny vanimpotoan'ny [[fahababoana tany Babilona]] () sy taorian'izany<ref><small>Thomas Römer, ''Introduction à l'Ancien Testament'', Labor et Fides, 2009, <abbr>p.</abbr> 150-153.</small></ref>. Ny famoahana izany literatiora tsy namafa ny fahasamihafan'ny safidy teolojikan'ny mpanoratra izany, dia midika fametrahana lasitra maneho ny maha-izy ny jodaisma vao misandratra, sady fiatrehana ireo fiovana ara-politika sy ara-toekarena ary ara-pivavahana nifanehatra amin'ny jodaisma<ref><small>Félix García López, ''Comment lire le Pentateuque'', Labor et Fides, 2005, <abbr>p.</abbr> 9</small></ref>.
 
Hatramin'ny faramparan'ireo taona 1990 sy nandritra ireo taona 2000 dia naroson'ny mpikaroka ny fiheverana fa ny votoatin'ny lahatsoratry ny Pentateoka sy ireo boky izay manaraka azy toy ny [[Bokin'i Josoa]] (na Jôsoe) na ny [[Bokin'ny Mpitsara]], dia azo antoka fa nangonina tamin'ny vanipmpotoana persiana, izany hoe teo anelanelan'ny taonjato faha-5 sy faha-4 tal. J.K.<ref><small>Christophe Nihan et Thomas Römer, ''Introduction à l'AT'', <abbr>p.</abbr> 179, 182</small></ref> na raha aloha indrindra dia teo anelanelan'ny taonjato faha-7 sy faha-6 tal. J.K.<ref><small>[https://www.letemps.ch/culture/2014/03/27/filature-un-theologien-suisse-connaitre-origine-dieu La filature d’un théologien suisse pour connaître l’origine de Dieu] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.letemps.ch%2Fculture%2F2014%2F03%2F27%2Ffilature-un-theologien-suisse-connaitre-origine-dieu tahiry]], entretien Thomas Römer, letemps.ch, 27 mars 2014</small></ref>.
 
== Jereo koa: ==
* [[Bokim-pahendrena (Baiboly)|Bokim-pahendrena]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==
[[Sokajy:Testamenta Taloha]]
29 448

modifications