Mosesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-54:
Nandeha tao amin'ny tany efitra mandritra ny efapolo taona ny [[Zanak'i Israely]] vao izay tonga teo akaikin'i [[Jeriko]]. Napetrak'i Mosesy tamin'i [[Josoa]] (na Josoe) ny fitarihana ny Hebreo sady natolony ny loholona ireo vato fisaka mba hahafahan'izy ireo manohy ny fampianarana sy ny fampitandremana ny [[Lalàn'i Mosesy|Lalàna]]. Maty teo an-tampon'ny tendrombohitra Nebo i Mosesy rehefa feno 120 taona.
 
== Ireo boky lazaina fa nosoratan'i Mosesy ==
=== Ny Torah ===
NyLaromaro [[Torah]]ihany (midikany hoeboky "Lalàna"),lazaina izayfa tsynosoratan'i inonaMosesy, faka ny fitambaran'ny boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly, diaihany ataon'nyno [[lovantsofina]]voaray faho nosoratan'ifilamatra Mosesy(kanona) kaao ataoamin'ny hoejodaisma "bokysy dimin'iny Mosesy"kristianisma, nafa [[Pentateoka]].ny Arakasisa nyrehetra fitsikeranadia voasokajin'ny lovantsofinaJosy ankehitrinysy diany tsyKristiana iho Mosesyapokrifa no mpanoratra azyna ireopseodepigrafa.
 
=== Ny Torah na Pentateoka ===
Ny [[Torah]] (midika hoe "Lalàna"), izay tsy inona fa ny fitambaran'ny boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly, dia ataon'ny [[lovantsofina]] fa nosoratan'i Mosesy ka atao hoe "boky dimin'i Mosesy" na [[Pentateoka]]. Araka ny fitsikerana ny lovantsofina ankehitriny dia tsy i Mosesy no mpanoratra azy ireo. Ireto avy ireo boky ireo:
 
* [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]] na Jenezy
* [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] na Eksaody
* [[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]] na Levitika
* [[Bokin'ny Nomery|Nomery]] na Fanosana
* [[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]] na Deoterônômy.
 
=== Ny boky apokrifa ===
 
* [[Apokalipsin'i Mosesy]]
* [[Testamentan'i Mosesy]]
 
== Jereo koa ==