Kor'any: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Chongkian (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:KoranOpened cover calligraphyQur'an.PNGjpg|vignette|287x287pxKor'any]]
Ny '''[[Kor'any]]''' na [[Kor'any|'''Koràna''']] dia ilay boky masin’ny [[Silamo]]. Ho an’ireo mpino miozolmana dia teny ara-bakitenin’ilay Andriamanitra tokana ([[Allah]]) ny Kor'any. Amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] dia القُرْآن / ''al-Qur’ân'' no anaran'ilay boky. Ho an’ny Miozolmana dia fanangonana ny tenin’Andriamanitra izay fanambaràna (''āyāt'') nomeny ny mpaminany farany sady irak’Andriamanitra, dia i [[Mohamady]] (محمد / ''Muḥammad'') nanomboka tamin’ny taona 610-612 hatramin’ny fotoana nahafatesany tamin’ny taona 632 tamin’ny alalan’ny anjely [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]] (جبريل /''Jibrîl'').