Bokin' i Henôka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-37:
 
== Lanjan’ny boky ==
Zava-dehibe ho an’ny mpikaroka ankehitriny ny Bokin’i Henoka satria maro ireo hevitra sy teny hita ao izay mampahatsiahy ny hevitra momba ny [[andro farany]] sy andalana [[Literatiora apokaliptika|apokaliptika]] ao amin’ny Testamenta Vaovao.
 
=== Lanjan’ny boky tamin’ny andron’ny Apostoly ===
Andalana faha-56:
 
==== Lanjan’ny boky ho an’ny Ortodoksa Teoahedo ====
Amin’ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo|Fiangonana Ortodoksa Teoahedo]] ([[Fiangonana ortodoksa etiopiana|Etiopiana]] sy [[Fiangonana ortodoksa eritreana|Eritreana]]) dia [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] ny Bokin’i Henoka, sahala amin’ny [[Boky voalohan'ny Makabeo|Boky voalohany]] sy [[Boky faharoan'ny Makabeo|faharoan’ny Makabeo]]. Mino izy ireo fa ilay tenin’iteniny Henokafanokafana nataonynataon'i fanokafanaHenoka izay averina eto ambany no teny voasoratra voalohany amin’ny fitenin’ny olombelona, satria i Henoka no olona nanoratra voalohany:
 
"ቃለ፡ በረከት፡ ዘሄኖክ፡ ዘከመ፡ ባረከ፡ ኅሩያነ፡ ወጻድቃነ፡ እለ፡ ሀለዉ፡ ይኩኑ"
Andalana faha-67:
 
==== Lanjan’ny boky ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany ====
Ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany|Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany]] dia tsy mandray ny Boky voalohan’ny Henoka ho isan’ireoisan’ny boky kanonika mahazatra, na dia heveriny fa ny fizaràna voalohany indrindra dia vokatry ny [[Tsindrimandry (fivavahana)|tsindrimandri]]<nowiki/>n’Andriamanitran’ Andriamanitra. Ahitana fizaràna izay heveriny fa mirakitra sombin-dahatsoratra avy amin’ny Bokin’i Henoka izay voasoratra voalohany ilay atao hoe ''Bokin’i Mosesy'', izay ao amin’ny kanonan’ny Olomasin’ny Andro Farany. Misy ifanahafany amin’ny Boky voalohan’i Henoka sy ny lahatsoratra hafa atao hoe nosoratan’i Henoka (ny 2 Henoka sy ny 3 Henoka) ary ny ''Bokin’ny Olona goavana'' io fizarànan’ny ''Bokin’i Mosesy'' io. Mahakasika fitantaran-javatra sy lohahevitra ary anaran'olona izany fitovizana izany. Heverin’ny Olomasin’ny Andro Farany ho mirakitra ampahan’ny “zava-miafina sy ny fampianarana ary ny fahitan’i Henoka” ny ampahany natokana ho an’i Henoka ao amin’ny ''Bokin’i Mosesy'', na dia tsy hita ao ny Bokin’i Henoka manontolo.
 
== Jereo koa: ==