Bokin' i Henôka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-9:
Nadika tamin’ny [[fiteny grika]] tsikelikely ny Bokin'i Henoka. Natao tanelanelan’ny taonjato faha-4 sy faha-6 avy amin’ny boky amin’ny [[fiteny grika]] ny dika tamin’ny [[fiteny etiopiana]].
 
Amin’ny fiteny etiopiana ny dikan-teny feno tranainy indrindra ananana an’io boky io. Misy voasoratra amin’ny fiteny grika sy [[fiteny siriaka]] ary [[fiteny kopta]] ny ampahany maro amin’ny boky; misy koa ny andalana amin’ny [[fiteny arameana]] izay angamba nikambana tamin’ny dikan-tenin’io boky io voalohany, izay heverin’ny maro fa very efa elabe. Hita teo antenantenan’ny taonjato faha-20 tao [[Komràno|Komrano]] (any [[Jordania]]) niaraka amin’ny sora-tanana firaketana hita tao amin’ny [[Ranomasina Maty]] ireo sombintsombiny ireo.
 
== Fizaràn’ny boky ==