Bokin'i Henoka : Fahasamihafan'ny versiona roa

Namafa soratra tsy mitombina
(Namafa soratra tsy mitombina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Ny [[Bokin'i Henoka|'''Bokin'i''' '''Henoka''']] na '''Bokin'i Enoka''' dia fanangonan-dahatsoratra [[Literatiora apokaliptika|apokaliptika]] isan’ny literatiora tanelanelan’ny Testamenta roa; [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] na [[Pseodepigrafa (protetantisma)|pseodepigrafa]] ho an’ny [[Testamenta Taloha]] izy ka tsy isan’ny kanonan’ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] na [[Baiboly katolika|katolika]] na [[Baiboly ortodoksa|ortodoksa]] na [[Baiboly protestanta|protestanta]]; nampitondrain’ny mpanoratra azy ny anaran’i [[Henoka]] (na Enoka) io boky io. [[Boky deoterokanonika|Deoterokanonika]] ny Bokin'i Henoka amin’ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo|Fiangonana Ortodoksa Teoahedo]] ([[Fiangonana ortodoksa etiopiana|Etiopiana]] sy [[Fiangonana ortodoksa eritreana|Eritreana]]).
 
== Fanoratana ny boky ==
2 528

modifications