Mesianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-3:
Miitatra ny hevitry ny hoe ''mesianisma'' ka tsy mijanona amin'ny sehatry ny fivavahana fa amin'ny lafiny politika koa ka midika ho fanantenana fanafahana politika ireo tany na firenena voageja.
 
== Mesianisma ao amin'reo fivavahana abrahalikaabrahamika ==
Ao amin'ireo fivavahana [[Monoteisma|monoteista]] telo (jodaisma sy kristianisma ary silamo) dia manambara ny lasa sy ny hoavy ny hoe Mesia. Mampahatsiahy ny lasa io anarana io amin'ny fiainan'ny Mesia amin'ny maha mpaminany sy iraka azy. Mampibanjina ny hoavy kosa izy amin'ny fiverenany ety an-tany izay hiady amin'ny mesia sandoka. Ny Kristiana sy ny Silamo ihany anefa no manao an'i Jesoa ho Mesia.