Bokin' ny Levitikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Webb Sending Out the Scapegoat.jpg|vignette|''Nalefa any amin'i [[Azazela]] ilay osilahy'', nataon'i William James Webb, 1904]]Ny '''''Bokin'ny Levitikosy''''' na '''''Bokin'ny Levitika''''' na '''''Bokin'ny Fisoronana''''' izay hafohezina amin'ny hoe '''''Levitikosy''''' na '''''Levitika''''' na '''''Fisoronana''''' dia boky fahatelo ao amin'ny [[Baiboly]], hita ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], izay miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoam-pivavahan'ny [[Israelita]] izay nankinina tamin'ny fokon'i [[Levy (zanak'i Jakoba)|Levy]]. Boky mitambatra ao amin'ny [[Boky dimin'i Mosesy|Pentateoka]] (boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly) na ny [[Torah]] ny ''Levitikosy,'' isan'ireo atao hoe bokim-pisoronana na bokin'ny mpisorona.
 
== Anarana sy sokajin'ny boky ==
== Fiforonan-teny ==
 
=== Anaran'ny boky ===
Ny teny hoe ''Levitikosy'' dia fanagasiana ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Λευιτικός'' / ''Leuitikós''. Ny hoe ''Levitika'' kosa dia avy amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Levitique'' izay avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Leviticus.'' Io indray dia avy amin'ny teny grika etsy ambony izay midika hoe "momba ny [[Levita]]", "momba ny asan'ny Levita". Ao amin'ny [[Tanakh]] anefa izy dia atao hoe ספר) ויקרא) / (''Sefer)'' ''Vayikra'' izay midika ara-bakiteny hoe "(Boky) ''Ary niantso Izy''", izany hoe [[Andriamanitra (tokana)|Adriamanitra]] niantso.
 
=== Sokajin'ny boky ===
Ao amin'ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) dia ao amin'ny sokajy voalohany atao hoe [[Torah]] ny ''Sefer'' ''Vayikra'', fa ao amin'ny Baiboly kristiana kosa dia isan'ny [[Pentateoka]] ny Bokin'ny Levitikosy na Levitika.
 
== Firafitry ny boky ==
Azo zaraina telo ny Bokin'ny Levitikosy araka ny karazan-dalàna andidiany.