Tsy feteza-maty: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny t'''sy feteza-maty''' na '''tsy fahafatesana''' dia ny fahavelomana tsy manam-petran' ny [[fanahin'olombelona]] aorian' ny fahafatesan' ny vatany. Izany dia endriky ny fiainana izay tsy azon'ny fahafatesana na fiainana aorian'ny fahafatesana ara-batana na ara-panahy, kaatao metyhoe vao-janahary izany na amin'ny heviny am-panoharana na amin'ny lafin-javatra hafa. Isan'ireo lohahevitra iadian-kevitra sady tsy ifanarahan'ny maro amin'ny tantaran'ny olombelona na amin'ny lafiny antropolojika, na ara-pinoana sy fivavahana, na amin'ny lafiny kolontsaina izany. Ny fampianarana ny amin'ny tsy feteza-matin'ny fanahy dia iraisan'ny fivavahana maro. Miseho amin'ny endrika maro anefa izany arakaraka ny kolontsaina, ka mety ho fahaveloman'ny fanahin'olombelona amin'ny farany izany na miaraka amin'ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fitsanganan'ny tena]] amin'ny maty.
 
fiainana aorian' ny fahafatesana ara-batana na ara-panahy, ka metoavao-janahary izany na am in'ny heviny am-panoharana na am in'ny lafin-javatra hafa. Is an'ireo lohahevitra iadian-kevitra sady tsy ifanarah an'ny maro am in'ny tantar an'ny olombelona na am in'ny lafiny antropolojika, na ara-pinoana sy fivavahana, na am in'ny lafiara-ny kolontsaina izany. Ny fampianarana ny am in'ny tsy feteza-mat in'ny fanahy dia irais an'ny fivavahana maro. Miseho am in'ny endrika maro anefa izany arakaraka ny kolontsaina, ka mety ho fahavelom an'ny fanah in'olombelona am in'ny farany izany na miaraka am in'ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fitsanganan'ny tena]] am in'ny maty.
Ao amin'ny [[hindoisma]] dia ny fiteleman'ny "fanahy itambaran'ny zavatra rehetra" ny fanahin'olombelona no tanjona farany. Ny fampianaran'ny [[bodisma]] dia mampanantena ny nirvana, dia ny fahasambarana fara tampony noho ny fanjavonan'ny maha izy ny olona tsirairay. Tao amin'ny fivavahan'ny Egiptiana tamin'ny [[Andro Taloha]] dia miankina amin'ny fitsaran'ireo [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] ny fiainan'ny olona no ahazoana na tsia ny tsy fahafatesan'ny fanahy. Ao amin'ny [[fedrà]] grika dia mitohy ao amin'ny fanjakana ambanin'ny tany atao hoe [[Hadesy]] ny fisian'ny fanahin'olombelona
 
Ao amin' ny [[jodaismahindoisma]] sydia ny [[finoanafiteleman' silamo]]ny ary"fanahy itambaran' ny zavatra rehetra" ny fanahin' olombelona no tanjona farany. Ny fampianaran' ny [[fivavahana kristianabodisma]] dia misymampanantena ny fampanantenananirvana, dia ny tsyfahasambarana fahafatesan'nyfara fanahin'olombelona.tampony Miavakanoho amin'ny jodaismafanjavonan' ny fivavahanamaha-izy kristianany syolona silamotsirairay. satriaTao mampianatraamin' fa aorian'ny fitsangananfivavahan' ny tena hoEgiptiana velona sytamin' ny [[FitsaranaAndro farany|fitsaranaTaloha]] ny olombelona rehetra dia hitambatramiankina amin' ny vatanafitsaran' nyireo fanahy[[Andriamanitra ka(anarana hahazoiombonana)|andriamanitra]] ny valinfiainan' ny nataoolona izayno metyahazoana hona valisoatsia nany fanamelohanatsy fahafatesan' ny fanahy. MifandrayAo amin' ny [[fiainana mandrakizayfedrà]] izany.grika Aodia mitohy ao amin' ny jodaismafanjakana dia aminambanin'ny fiavian'ny tany atao hoe [[MesiaHadesy]] nony hisehoanfisian'ny fiverenan'ny fanahin' olombelona ho velona indray.
 
Ao amin' ny [[jodaisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[finoana silamo]] dia misy ny fampanantenana ny tsy fahafatesan' ny fanahin' olombelona. Miavaka amin' ny jodaisma ny fivavahana kristiana sy silamo satria mampianatra fa aorian' ny fitsanganan' ny tena ho velona sy ny [[Fitsarana farany|fitsarana]] ny olombelona rehetra dia hitambatra amin' ny vatana ny fanahy ka hahazo ny valin' ny natao izay mety ho valisoa na fanamelohana. Mifandray amin' ny [[fiainana mandrakizay]] izany. Ao amin' ny jodaisma dia amin' ny fiavian' ny [[Mesia]] no hisehoan' ny fiverenan' ny fanahin' olombelona ho velona indray.
 
<br />