Tômasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-7:
== I Tomasy araka ny Baiboly ==
 
=== Ireo andalana miresaka an' i Tomasy ===
Tsy voaresaka ao amin' ireo [[Filazantsara sinoptika]] i Tomasy raha tsy ao amin’nyamin’ ny lisitr' ireo Apostoly (Mat. 10. 2; Mar. 3.16; Lio. 6.12). Ao amin' ny Filazantsaran[[Evanjelin'i Joany]] kosa dia manana  ny maha izy azy izy.
 
Lehilahy mafana fo i Tomasy araka io evanjely io ary tsapa izany tamin' ny teny nataony taorian' ny nanambaràn' i Jesosy ny nahafatesan' i Lazarosy:
 
"<small>11</small> Izany no nolazainy; ary rehefa afaka izany, dia hoy Izy taminy: Matory Lazarosy sakaizantsika; fa handeha hamoha azy Aho. <small>12</small> Dia hoy ny mpianatra taminy: Tompoko, raha matory izy, dia ho tsara ihany. <small>13</small> Nefa Jesosy nilaza ny fahafatesany; fa nataon'izy ireo kosa fa fialan-tsasatra amin'ny torimaso no nolazainy. <small>14</small> Ary tamin' izany Jesosy dia nilaza tsotra taminy hoe: Maty Lazarosy; <small>15</small> ary faly Aho noho ny aminareo, satria tsy teo Aho, mba hinoanareo; fa andeha isika hankany aminy. <small>16</small> Dia hoy Tomasy (izay atao hoe Didymo) tamin' ny mpianatra namany: Andeha isika mba hiara-maty aminy."(Joa. 11.11-16).
 
Manana toe-tsaina mitsikera mba hahita ny marina koa izy araka ny resaka nifanaovany taorian’nytaorian’ ny fiaraha-misakafo farany tamin’i Jesosy:
 
[Hoy Jesosy:] "Ary fantatrareo koa ny lalana ho any amin' izay halehako. Hoy Tomasy taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; ka hataonay ahoana no fahafantatra ny lalana? Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin' ny Ray, afa-tsy amin' ny alalako. " (Joa. 14.4-6).
 
Nefa ny toetrany tsy mora minomino foana no ahafantarana azy indrindra ao amin’nyamin’ tantaran’nyny fisehoan’itantaran’ ny fisehoan’ i Jesosy avy nitsangan-ko velona. Ao amin’ioamin’ io evanjely io ihany dia voalaza fa tsy nety nino ny fahafatesan'i Jesosy i Tomasy raha tsy nahita maso ny holatra navelan’nynavelan’ ny fanomboana tamin’nytamin’ ny hazofijaliana:
 
"<small>24</small> Fa Tomasy, anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy, ilay atao hoe Didymo, dia tsy mba teo aminy raha tonga Jesosy. <small>25</small> Dia hoy ny mpianatra sasany taminy: Efa nahita ny Tompo izahay. Fa hoy kosa izy taminy: Raha tsy hitako eo amin' ny tànany ny holatry ny nohomboana, ka ataoko eo amin' ny holatry ny nohomboana ny rantsan-tanako, ary ataoko eo amin' ny lanivoany koa ny tanako, dia tsy mba hino aho. <small>26</small> Ary nony afaka havaloana, dia tafangona teo indray ny mpianany, ary teo koa Tomasy. Dia tonga Jesosy, rehefa voarindrina ny varavarana, ka nitsangana teo afovoany, dia nanao hoe: Fiadanana ho anareo. <small>27</small> Ary hoy Izy tamin' i Tomasy: Atehefo eto ny rantsan'-tananao, ka jereo ny tanako; ary atehefo eto koa ny tananao, ka ataovy amin'ny lanivoako; ary aza ho isan' izay tsy mino, fa minoa. <small>28</small> Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro! <small>29</small> Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino." (Joa. 20.24-29).
 
=== Ny tenin' i Jesosy sy i Tomasy anohanana ny Trinite ===
Ireo tenin' i Tomasy ireo dia isan' ny teny anohan'ny mpino ny [[Trinite]] (Andriamanitra Telo Izay Iray) ny finoanysy ny maha Andriamanitra an'i Jesosy.
 
"Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro!" (Joa. 20.28)
 
"<small>5</small> Hoy Tomasy taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; ka hataonay ahoana no fahafantatra ny lalana? <small>6</small> Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin' ny alalako. <small>7</small> Raha nahafantatra Ahy ianareo, dia ho nahafantatra ny Raiko koa; ary hatramin' izao dia mahafantatra Azy ianareo sady efa nahita Azy. <small>8</small> Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay. <small>9</small> Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: Asehoy anay ny Ray? <small>10</small> Tsy mino va ianao fa Izaho ao amin' ny Ray, ary ny Ray ato amiko? Ny teny izay lazaiko aminareo, dia tsy avy amiko izany lazaiko izany; fa ny Ray mitoetra ato amiko no manao ny asa. <small>11</small> Minoa Ahy fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko; fa raha tsy izany, dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza." (Joa.14.5-11)
 
Marihina fa tsy ny fiangonana na ny fikambanana kristiana rehetra no manao fivoasana an' ireo andalana ireo hanohanana ny finoana ny Trinite.
 
== Soratra apokrifa amin'ny anaran'i Tomasy ==